Nomery 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+ Nomery 18:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ny fanomezana masina rehetra izay homen’ny Israelita an’i Jehovah,+ dia efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy. Ho anjaranareo foana izany.+ Fifanekena maharitra* ataon’i Jehovah aminao sy ny taranakao izany.”
8 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Izaho mihitsy no manendry anao hiandraikitra an’ireo fanomezana omena ahy.+ Omeko amin’ny zava-masina rehetra omen’ny Israelita ianao sy ny zanakao lahy, ka ho anjaranareo foana izany.+
19 Ny fanomezana masina rehetra izay homen’ny Israelita an’i Jehovah,+ dia efa nomeko anao sy ny zanakao lahy ary ny zanakao vavy. Ho anjaranareo foana izany.+ Fifanekena maharitra* ataon’i Jehovah aminao sy ny taranakao izany.”