25 Naveriny tamin’ny Israely ny sisin-taniny, nanomboka teo Lebo-hamata+ ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba.+ Izany mantsy no teny nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny alalan’i Jona+ mpanompony, zanak’i Amitahy, dia ilay mpaminany avy any Gata-hefera.+