30 Ary hoentiny eny an-tanany ny tavin-kena+ sy ny tratran’ilay biby mba ho fanatitra atao anaty afo ho an’i Jehovah. Dia hahetsiketsiny* ho fanatitra ahetsiketsika+ eo anatrehan’i Jehovah ireo.
21 Nanadio ny tenany àry ny Levita, dia nanasa ny akanjony.+ Avy eo dia natolotr’i* Arona ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah+ izy ireo. Dia nandrakotra ny fahotan’izy ireo i Arona mba hanadiovana azy.+