Eksodosy 32:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia niangavy an’i* Jehovah Andriamaniny+ i Mosesy, ka niteny hoe: “Jehovah ô, nahoana ianao no hanampatra ny hatezeranao amin’ny vahoakanao, rehefa avy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny sandry mahery?+ Deoteronomia 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fa natahotra be aho satria tena tezitra be taminareo i Jehovah,+ ka efa saika handringana anareo. Mbola nihaino ahy ihany anefa i Jehovah tamin’izay.+ Salamo 106:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Efa saika nanome baiko izy hoe haripaka izy ireo,Nefa nitalaho taminy* i Mosesy olom-boafidiny,Mba hampitony ny fahatezerany Izy ka tsy handringana an’ireo.+ Jakoba 5:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aoka àry ianareo hifampiaiky heloka* tsy an-kifonofono,+ ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Fa misy vokany be* ny fitalahoan’ny olo-marina.+
11 Dia niangavy an’i* Jehovah Andriamaniny+ i Mosesy, ka niteny hoe: “Jehovah ô, nahoana ianao no hanampatra ny hatezeranao amin’ny vahoakanao, rehefa avy nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta tamin-kery lehibe sy tamin’ny sandry mahery?+
19 Fa natahotra be aho satria tena tezitra be taminareo i Jehovah,+ ka efa saika handringana anareo. Mbola nihaino ahy ihany anefa i Jehovah tamin’izay.+
23 Efa saika nanome baiko izy hoe haripaka izy ireo,Nefa nitalaho taminy* i Mosesy olom-boafidiny,Mba hampitony ny fahatezerany Izy ka tsy handringana an’ireo.+
16 Aoka àry ianareo hifampiaiky heloka* tsy an-kifonofono,+ ary mifampivavaha, mba ho sitrana ianareo. Fa misy vokany be* ny fitalahoan’ny olo-marina.+