26 Araka ny sekely fampiasa ao amin’ny toerana masina* no namaritana ny antsasaky ny sekely nomen’ny tsirairay, dia ny lehilahy rehetra anisan’ireo voasoratra anarana, izay 20 taona no ho miakatra.+ Nisy 603 550 ireo lehilahy ireo.+
45 Nosoratana isaky ny fianakaviambe daholo ny anaran’izay Israelita rehetra 20 taona no ho miakatra efa afaka nanompo tao amin’ny tafika teo amin’ny Israely. 46 Ny isan’ny voasoratra anarana rehetra dia 603 550.+