Marka 9:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Hoy i Jaona taminy: “Mpampianatra ô, nisy olona hitanay namoaka demonia tamin’ny anaranao. Dia nanandrana nisakana azy izahay satria tsy namantsika izy.”+
38 Hoy i Jaona taminy: “Mpampianatra ô, nisy olona hitanay namoaka demonia tamin’ny anaranao. Dia nanandrana nisakana azy izahay satria tsy namantsika izy.”+