-
Deoteronomia 1:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia nimenomenona foana ianareo tao an-tranolainareo, hoe: ‘Halan’i Jehovah isika matoa nentiny nivoaka avy tany Ejipta, mba hatolony ho eo am-pelatanan’ny Amorita dia haringan’izy ireo.
-