-
Nomery 28:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
15 Zanak’osy iray koa no tokony hatolotra ho an’i Jehovah mba ho fanatitra noho ny ota, ankoatra ny fanatitra dorana atolotra tsy tapaka sy ny fanatitra zava-pisotro ampiarahina aminy.
-