-
1 Jaona 2:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Manoratra aminareo momba an’izany aho, ry zanako malalako, mba tsy hanotanareo. Raha misy olona sendra manota anefa, dia manana mpanampy* any amin’ny Ray isika, dia i Jesosy Kristy,+ ilay marina.+ 2 Izy no sorona fampihavanana*+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy ny antsika ihany, fa ny an’izao tontolo izao manontolo koa.+
-