Deoteronomia 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Ataovy milentika tsara ao am-ponareo sy ao an-tsainareo ireo teniko ireo. Dia afatory eo amin’ny tananareo izany mba ho fampahatsiahivana ho anareo, ka ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.*+
18 “Ataovy milentika tsara ao am-ponareo sy ao an-tsainareo ireo teniko ireo. Dia afatory eo amin’ny tananareo izany mba ho fampahatsiahivana ho anareo, ka ataovy fehiloha eo amin’ny handrinareo.*+