Eksodosy 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+ Nomery 17:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hitsimoka ny tehin’izay lehilahy hofidiko,+ ka hatsahatro ny fimenomenonan’ny Israelita,+ izay mimenomenona amiko sy aminareo koa.”+ Salamo 105:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Koa nirahiny i Mosesy mpanompony+Sy Arona ilay nofidiny.+
28 “Alaivo avy amin’ny Israelita i Arona+ rahalahinao sy ny zanany lahy,+ izany hoe i Nadaba, Abiho,+ Eleazara, ary Itamara,+ mba hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.+
5 Ary hitsimoka ny tehin’izay lehilahy hofidiko,+ ka hatsahatro ny fimenomenonan’ny Israelita,+ izay mimenomenona amiko sy aminareo koa.”+