-
Levitikosy 11:31, 32Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Maloto aminareo ireo biby mifanaretsaka ireo.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+
32 “‘Haloto izay zavatra ilatsahan’ny fatin’ireny, na fitaovana vita amin’ny hazo izany, na akanjo, na hoditra, na lamba gony. Tokony hatsoboka ao anaty rano izay zavatra nilatsahan’ireny, ka haloto mandra-paharivan’ny andro. Hadio ilay izy avy eo.
-