Genesisy 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nipetraka tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Seira+ i Esao. I Esao no Edoma.+ Deoteronomia 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary lazao amin’ny vahoaka ilay didy hoe: “Izao ianareo dia handalo any akaikin’ny sisin-tanin’ny rahalahinareo, dia ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira.+ Hatahotra anareo izy ireo,+ nefa mitandrema tsara. Deoteronomia 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mankahala Edomita, satria rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+
4 Ary lazao amin’ny vahoaka ilay didy hoe: “Izao ianareo dia handalo any akaikin’ny sisin-tanin’ny rahalahinareo, dia ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira.+ Hatahotra anareo izy ireo,+ nefa mitandrema tsara.
7 “Aza mankahala Edomita, satria rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba vahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+