Deoteronomia 2:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+ 6 Tokony haloanareo vola izay sakafo hohaninareo, ary tokony hovidinareo aminy koa ny rano hosotroinareo.+
5 Aza mila ady aminy, fa tsy hisy homeko anareo ny taniny na dia eram-paladia aza. Efa nomeko ho an’i Esao mantsy ny Tendrombohitra Seira.+ 6 Tokony haloanareo vola izay sakafo hohaninareo, ary tokony hovidinareo aminy koa ny rano hosotroinareo.+