Nomery 23:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nanao an’izao oha-pitenenana izao i Balama:+ “Mitsangàna, ry Balaka, ka mihainoa. Henoy aho, ry zanak’i Zipora ô! Nomery 24:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nanao an’izao oha-pitenenana izao izy:+ “Ny tenin’i Balama zanak’i Beora,Dia ny tenin’ilay lehilahy nampahiratina ny masony.
18 Dia nanao an’izao oha-pitenenana izao i Balama:+ “Mitsangàna, ry Balaka, ka mihainoa. Henoy aho, ry zanak’i Zipora ô!
3 Dia nanao an’izao oha-pitenenana izao izy:+ “Ny tenin’i Balama zanak’i Beora,Dia ny tenin’ilay lehilahy nampahiratina ny masony.