2 “Ento i Arona sy ny zanany lahy,+ ny akanjo,+ ny menaka masina fanosorana,+ ny omby atao fanatitra noho ny ota, ny ondrilahy roa, ary ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay.+ 3 Ary vorio eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny vahoaka manontolo.”