Nomery 22:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ny ampitso maraina, dia nalain’i Balaka i Balama ka nentiny niakatra nankeo Bamota-bala. Teo izy no nahatazana an’ilay vahoaka manontolo.+ Nomery 23:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity,+ dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.” Nomery 23:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia nentin’i Balaka teo an-tampon’i Peora izy, teo amin’ilay ahatazanana an’i Jesimona.*+ 29 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity, dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.”+
41 Ny ampitso maraina, dia nalain’i Balaka i Balama ka nentiny niakatra nankeo Bamota-bala. Teo izy no nahatazana an’ilay vahoaka manontolo.+
23 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity,+ dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.”
28 Dia nentin’i Balaka teo an-tampon’i Peora izy, teo amin’ilay ahatazanana an’i Jesimona.*+ 29 Ary hoy i Balama tamin’i Balaka: “Manorena alitara fito eto amin’ity toerana ity, dia asio ombilahy fito sy ondrilahy fito efa vonona eto, fa ilaiko.”+