Genesisy 29:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay. Genesisy 46:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era, Onana, Sela,+ Pereza,+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+
35 Ary mbola bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Hidera an’i Jehovah aho amin’ity indray mandeha ity.” Koa nataony hoe Joda*+ ny anarany. Dia tsy niteraka intsony izy taorian’izay.
12 Ny zanakalahin’i Joda+ dia i Era, Onana, Sela,+ Pereza,+ ary Zera.+ Maty tany Kanana anefa i Era sy Onana.+ Ny zanakalahin’i Pereza dia i Hezrona sy Hamola.+