2 Tany no nahitan’i Joda ny zanakavavin’i Soa, lehilahy kananita.+ Dia nanambady an’ilay vehivavy i Joda ka nanao firaisana taminy. 3 Dia bevohoka ilay vehivavy ka tera-dahy. Ary nataony hoe Era+ ny anarany. 4 Dia bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia nataony hoe Onana ny anarany.