Deoteronomia 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino an’ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao.+ Josoa 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+ Hebreo 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Asehoy amin’ny fomba fiainanareo hoe tsy tia vola+ ianareo, ary miezaha hianina amin’izay efa eo.+ Fa hoy izy: “Tsy handao anao mihitsy aho, ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+
31 Fa Andriamanitra mamindra fo i Jehovah Andriamanitrao,+ ka tsy hahafoy anao na handringana anao na hanadino an’ilay fifanekena nianianany tamin’ny razambenao.+
5 Tsy hisy olona hahatohitra anao raha mbola velona koa ianao.+ Hoatran’ny nanampiako an’i Mosesy no hanampiako anao.+ Tsy handao anao aho ary tsy hahafoy anao mihitsy.+
5 Asehoy amin’ny fomba fiainanareo hoe tsy tia vola+ ianareo, ary miezaha hianina amin’izay efa eo.+ Fa hoy izy: “Tsy handao anao mihitsy aho, ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+