-
Deoteronomia 28:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Hataon’i Jehovah miraikitra aminao ny aretina, mandra-pandripak’Andriamanitra anao tanteraka eo amin’ilay tany halainao ho anao.+ 22 Hataon’i Jehovah voan’ny tioberkilaozy sy ny fanaviana mahery+ ary ny hoditra mitera-mena ianao, sady hataony miakatra be ny hafananao. Hasiany amin’ny sabatra+ koa ianao, ary hataony mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry+ ny volinao. Dia hanenjika anao ireo mandra-paharipaka anao.
-