-
Apokalypsy 10:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary nanangana ny tanany ankavanana nanondro ny lanitra ilay anjely hitako nijoro teo ambonin’ny ranomasina sy teo amin’ny tany. 6 Dia nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona mandrakizay mandrakizay+ izy, izany hoe tamin’Ilay namorona ny lanitra sy ny zavatra eo aminy, sy ny tany sy ny zavatra eo aminy, ary ny ranomasina sy ny zavatra ao aminy,+ ka niteny hoe: “Tsy hiandry intsony Andriamanitra,
-