Isaia 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo,Dia ilay Maherin’ny Israely: “Haripako ny fahavaloko,Ka hovaliako araka izay nataony izy.+ Isaia 59:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.
24 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompon’ny tafika, ilay tena Tompo,Dia ilay Maherin’ny Israely: “Haripako ny fahavaloko,Ka hovaliako araka izay nataony izy.+
18 Araka izay ataon’ny olona ihany no hamaliany azy:+ Ho tezitra amin’ny fahavalony izy, ary hamaly an’ireo miady aminy.+ Hovaliany araka izay sahaza azy koa ireo nosy.