Deoteronomia 32:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary ho faty eo amin’io tendrombohitra hiakaranao io ianao, ka hangonina any amin’ny razambenao,* hoatran’i Arona rahalahinao izay maty teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ ka nangonina tany amin’ny razambeny. Josoa 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Miomàna àry hiampita an’i Jordana ianao sy ity vahoaka manontolo ity, ary midira ao amin’ilay tany homeko ny vahoakan’Israely.+
50 Ary ho faty eo amin’io tendrombohitra hiakaranao io ianao, ka hangonina any amin’ny razambenao,* hoatran’i Arona rahalahinao izay maty teo amin’ny Tendrombohitra Hora+ ka nangonina tany amin’ny razambeny.
2 “Efa maty i Mosesy mpanompoko.+ Miomàna àry hiampita an’i Jordana ianao sy ity vahoaka manontolo ity, ary midira ao amin’ilay tany homeko ny vahoakan’Israely.+