Joda 9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+
9 I Mikaela+ arkanjely+ anefa rehefa nifamaly tamin’ny Devoly momba ny fatin’i Mosesy,+ dia tsy sahy nanameloka azy na nanaratsy azy.+ Hoy mantsy izy: “Hiteny mafy anao anie i Jehovah!”*+