Levitikosy 26:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana ary lalàna nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny Tendrombohitra Sinay.+ Deoteronomia 4:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy, ry Israely, ny fitsipika sy ny didim-pitsarana ampianariko anareo, dia ankatoavy. Amin’izay ho velona ianareo,+ ka hiditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo anareo, ary haka an’izany ho anareo.
46 Ireo no fitsipika sy didim-pitsarana ary lalàna nomen’i Jehovah ny Israelita tamin’ny alalan’i Mosesy, teo amin’ny Tendrombohitra Sinay.+
4 “Henoy, ry Israely, ny fitsipika sy ny didim-pitsarana ampianariko anareo, dia ankatoavy. Amin’izay ho velona ianareo,+ ka hiditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo anareo, ary haka an’izany ho anareo.