Deoteronomia 2:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Nanomboka tany Aroera,+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny tanàna eo amin’ilay lohasaha, ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy resintsika. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika daholo izy rehetra.+ Deoteronomia 3:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tamin’izay dia nalaintsika ho antsika ilay tany, manomboka eo Aroera,+ eo akaikin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny antsasaky ny faritra be tendrombohitr’i Gileada. Nomeko ho an’ny Robenita sy ny Gadita ny tanàna tany.+
36 Nanomboka tany Aroera,+ eo amin’ny sisin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny tanàna eo amin’ilay lohasaha, ka hatrany Gileada, dia tsy nisy tanàna tsy resintsika. Nataon’i Jehovah Andriamanitsika resintsika daholo izy rehetra.+
12 Tamin’izay dia nalaintsika ho antsika ilay tany, manomboka eo Aroera,+ eo akaikin’ny Lohasahan’i* Arnona, sy ny antsasaky ny faritra be tendrombohitr’i Gileada. Nomeko ho an’ny Robenita sy ny Gadita ny tanàna tany.+