Eksodosy 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+ Levitikosy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa tsy maintsy vonoina ho faty izay miteny ratsy ny anaran’i Jehovah.+ Tsy maintsy mitora-bato azy ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana, na hafa firenena izy na teratany.
7 “Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+
16 Koa tsy maintsy vonoina ho faty izay miteny ratsy ny anaran’i Jehovah.+ Tsy maintsy mitora-bato azy ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana, na hafa firenena izy na teratany.