-
Genesisy 22:16, 17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 hoe: “‘Mianiana amin’ny tenako aho’, hoy i Jehovah,+ ‘fa noho ianao nanao an’izao ka nahafoy ny zanakao, ilay lahitokanao,+ 17 dia tena hotahiko ianao ka tena hataoko lasa be dia be ny taranakao, hoatran’ny kintana eny amin’ny lanitra sy ny fasika eny amoron-dranomasina.+ Ho lasan’ny taranakao koa ny vavahadin’ny* fahavalony.+
-