Ohabolana 2:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa ny ratsy fanahy kosa horinganina tsy hisy eto an-tany,+Ary ny mpivadika hesorina tanteraka eto.+ 2 Petera 3:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Atokana mba haringana amin’ny afo amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra sy ny tany misy amin’izao, ka tehirizina mandra-pahatongan’ny andro hitsarana sy handringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+
22 Fa ny ratsy fanahy kosa horinganina tsy hisy eto an-tany,+Ary ny mpivadika hesorina tanteraka eto.+
7 Atokana mba haringana amin’ny afo amin’ny alalan’izany teny izany koa anefa ny lanitra sy ny tany misy amin’izao, ka tehirizina mandra-pahatongan’ny andro hitsarana sy handringanana an’ireo tsy matahotra an’Andriamanitra.+