Nomery 13:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Niverina tany amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoakan’Israely manontolo izy ireo, tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy.+ Nanao tatitra tamin’ny vahoaka manontolo izy ireo, sady nampiseho azy ny vokatr’ilay tany.
26 Niverina tany amin’i Mosesy sy Arona ary ny vahoakan’Israely manontolo izy ireo, tany an-tany efitr’i Parana any Kadesy.+ Nanao tatitra tamin’ny vahoaka manontolo izy ireo, sady nampiseho azy ny vokatr’ilay tany.