Nomery 13:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Rehefa tonga teo amin’ny Lohasahan’i* Eskola+ ireo mpitsikilo, dia nanapaka sampam-boaloboka nisy tangozany iray ngezabe. Roa lahy vao nahazaka an’ilay voaloboka tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra sy aviavy+ koa izy ireo.
23 Rehefa tonga teo amin’ny Lohasahan’i* Eskola+ ireo mpitsikilo, dia nanapaka sampam-boaloboka nisy tangozany iray ngezabe. Roa lahy vao nahazaka an’ilay voaloboka tamin’ny bao filanjana. Nitondra ampongabendanitra sy aviavy+ koa izy ireo.