Eksodosy 34:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.” Salamo 78:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.
9 Avy eo dia hoy izy: “Jehovah ô, raha mahazo sitraka aminao aho, dia andao mba hiaraka aminay Jehovah ô,+ na dia vahoaka mafy loha* aza izahay!+ Ary mamelà ny fahadisoanay sy ny fahotanay,+ ka raiso ho fanananao izahay.”
8 Amin’izay izy ireo tsy ho hoatran’ny razambeny,Izay taranaka mafy loha sy mpikomy,+Dia taranaka niovaova hevitra,*+Sady nivadika tamin’Andriamanitra.