1 Mpanjaka 8:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 —fa vahoakanao sy lovanao+ izy, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendrehana vy.+— Nehemia 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mpanomponao sy vahoakanao izy ireo, ary navotanao tamin’ny herinao lehibe sy ny tananao mahery.+
51 —fa vahoakanao sy lovanao+ izy, izay nentinao nivoaka avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny fatana fandrendrehana vy.+—