Josoa 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+
9 Nianiana i Mosesy tamin’izay andro izay hoe: ‘Ho lasa lovanao sy ny taranakao foana ny tany nohitsahin’ny tongotrao, satria ianao nanaraka an’i Jehovah Andriamanitro tamin’ny fonao manontolo.’+