Deoteronomia 14:4, 5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ireto avy ny biby azonareo hanina:+ Omby, ondry, osy, 5 serfa, gazela, serfa kely, osidia, antilopa, ondridia, ary ondry mpianika tendrombohitra.
4 Ireto avy ny biby azonareo hanina:+ Omby, ondry, osy, 5 serfa, gazela, serfa kely, osidia, antilopa, ondridia, ary ondry mpianika tendrombohitra.