Deoteronomia 19:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Raha vavolombelona iray ihany, dia tsy mahazo miampanga* olon-kafa hoe nanao diso na nanota.+ Ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ahazoana antoka hoe mitombina ny zavatra iray.+ 1 Timoty 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza ekena izay zavatra iampangana ny anti-panahy, raha tsy misy porofo avy amin’ny vavolombelona roa na telo.+
15 “Raha vavolombelona iray ihany, dia tsy mahazo miampanga* olon-kafa hoe nanao diso na nanota.+ Ny tenin’ny* vavolombelona roa na telo no ahazoana antoka hoe mitombina ny zavatra iray.+
19 Aza ekena izay zavatra iampangana ny anti-panahy, raha tsy misy porofo avy amin’ny vavolombelona roa na telo.+