12 “Rehefa voatokanao daholo ny ampahafolon’ny+ vokatrao amin’ilay taona fahatelo, izany hoe ilay taona hanomezana ny ampahafolony, dia omeo ho an’ny Levita sy ny vahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena izany. Dia hihinana an’izany ao an-tanànanao izy ireo, ka ho voky.+