Asan’ny Apostoly 20:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa tsy maintsy miasa mafy hoatr’izany+ ianareo mba hanampianareo an’ireo mila ampiana. Ary tadidio foana ilay tenin’i Jesosy Tompo hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’” 2 Korintianina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo* na an-tery,+ fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+ 1 Timoty 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Teneno izy ireo mba hanao soa, hanan-karena amin’ny asa tsara, ho tia manome,* ho vonon-kizara,+ Hebreo 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ankoatra izany, dia aza hadinoina ny manao soa sy ny mizara amin’ny hafa,+ fa tena mahafaly an’Andriamanitra ny sorona+ toy izany.
35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa tsy maintsy miasa mafy hoatr’izany+ ianareo mba hanampianareo an’ireo mila ampiana. Ary tadidio foana ilay tenin’i Jesosy Tompo hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”
7 Aoka ny tsirairay samy hanao araka izay fanapahan-keviny tao am-pony, tsy amin’alahelo* na an-tery,+ fa ny mpanome amim-pifaliana no tian’Andriamanitra.+
16 Ankoatra izany, dia aza hadinoina ny manao soa sy ny mizara amin’ny hafa,+ fa tena mahafaly an’Andriamanitra ny sorona+ toy izany.