Eksodosy 12:5, 6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tokony ho ondrilahy herintaona ilay izy sady tsy misy kilema.+ Afaka mifidy ondrilahy na osilahy kely ianareo. 6 Karakarao tsara ilay izy mandra-pahatongan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity.+ Dia hamono an’ilay izy amin’ny takariva* ny fiangonan’Israely manontolo.+ 2 Tantara 35:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanome ondrilahy kely sy osilahy kely ho an’ny vahoaka i Josia mba hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tonga teo, ka 30 000 izany raha atambatra. Nanome omby 3 000 koa izy. Avy tamin’ny fananan’ny mpanjaka daholo ireo.+
5 Tokony ho ondrilahy herintaona ilay izy sady tsy misy kilema.+ Afaka mifidy ondrilahy na osilahy kely ianareo. 6 Karakarao tsara ilay izy mandra-pahatongan’ny andro faha-14 amin’ity volana ity.+ Dia hamono an’ilay izy amin’ny takariva* ny fiangonan’Israely manontolo.+
7 Nanome ondrilahy kely sy osilahy kely ho an’ny vahoaka i Josia mba hatao sorona hankalazana ny Paska ho an’izay rehetra tonga teo, ka 30 000 izany raha atambatra. Nanome omby 3 000 koa izy. Avy tamin’ny fananan’ny mpanjaka daholo ireo.+