Salamo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy* andro aman’alina.+ Salamo 119:97 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 97 Tiako erỳ ny lalànao,+ Ka saintsainiko* tontolo andro!+
2 Fa ny lalàn’i Jehovah no mahafinaritra azy,+Ary ny lalàny no vakiny sy saintsaininy* andro aman’alina.+