16 Nankany amin’ilay toerana fivavahana izahay, indray andro, dia nifanena tamin’ny mpanompovavy anankiray nisy fanahy ratsy, izany hoe nisy demonia mpilaza ny hoavy.+ Nampanan-karena an’ireo tompony io mpanompovavy io noho izy nahay nilaza ny hoavy.