30 Ary nivoady tamin’i Jehovah i Jefta+ hoe: “Raha ampianao handresy ny Amonita aho, 31 dia ho anao, Jehovah, izay olona mivoaka amin’ny varavaran’ny tranoko mba hitsena ahy, rehefa tafaverina soa aman-tsara avy any amin’ny Amonita aho.+ Ary hatolotro ho fanatitra dorana izy.”+