Jona 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa izaho kosa hisaotra anao sady hanao sorona ho anao, Ary izay voady nataoko dia hefaiko.+ Avy amin’i Jehovah ny famonjena.”+
9 Fa izaho kosa hisaotra anao sady hanao sorona ho anao, Ary izay voady nataoko dia hefaiko.+ Avy amin’i Jehovah ny famonjena.”+