Mpitoriteny 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia aza miandry ela vao manatanteraka,+ satria tsy mahafaly azy ny tsisy saina.+ Koa tanteraho ny voadinao.+ Mpitoriteny 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+
4 Raha mivoady amin’Andriamanitra ianao, dia aza miandry ela vao manatanteraka,+ satria tsy mahafaly azy ny tsisy saina.+ Koa tanteraho ny voadinao.+
6 Aza avela hampanota anao* ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely* hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Maninona ianao no mampahatezitra an’Andriamanitra amin’izay lazainao, ka voatery handrava ny asan’ny tananao izy?+