Nomery 30:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+ Salamo 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mety miaraka amin’ny olona tsy misy ilana azy+ izy,Fa hajainy kosa izay matahotra an’i Jehovah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany* izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+ Ohabolana 20:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fandrika ho an’ny olona ny maimaika hanao voady hoe: “Masina!”,+ Ka efa atỳ aoriana izy vao mandinika an’ilay voady nataony.+
2 Raha mivoady+ amin’i Jehovah ny lehilahy iray, na mianiana+ ka mivoady* hoe hifady zavatra, dia tsy mahazo mivadika amin’ny teniny izy.+ Tokony hotanterahiny daholo izay rehetra nolazainy tao amin’ilay voady.+
4 Tsy mety miaraka amin’ny olona tsy misy ilana azy+ izy,Fa hajainy kosa izay matahotra an’i Jehovah. Tsy mivadika amin’ny fampanantenany* izy, na dia mitondra fahavoazana ho azy aza izany.+
25 Fandrika ho an’ny olona ny maimaika hanao voady hoe: “Masina!”,+ Ka efa atỳ aoriana izy vao mandinika an’ilay voady nataony.+