Levitikosy 25:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 “‘Aza terena hiasa hoatran’ny andevo ny rahalahinao izay miara-monina aminao,+ raha lasa mahantra ka voatery mivarotra ny tenany* aminao.+ Levitikosy 25:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Aza mampijaly ny rahalahinao,+ fa matahora an’Andriamanitrao.+ Ohabolana 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+
39 “‘Aza terena hiasa hoatran’ny andevo ny rahalahinao izay miara-monina aminao,+ raha lasa mahantra ka voatery mivarotra ny tenany* aminao.+
31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+