Deoteronomia 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia any ianareo sy ny ankohonanareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy hifaly amin’izay rehetra hataonareo,+ satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.
7 Dia any ianareo sy ny ankohonanareo no hihinana eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy hifaly amin’izay rehetra hataonareo,+ satria efa notahin’i Jehovah Andriamanitrareo ianareo.