Deoteronomia 19:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “Rehefa azonao ny lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, dia aza akisaka amin’izay efa nametrahan’ny razambenareo azy ny marika mamaritra ny tanin’ny namanao.+ Ohabolana 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Aza akisaka ny marika mamaritra ny tanin’olona, izay napetraka taloha ela be,+Ary aza mitsofotsofoka ao amin’ny tanin’ny kamboty ray.
14 “Rehefa azonao ny lovanao ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho fanananao, dia aza akisaka amin’izay efa nametrahan’ny razambenareo azy ny marika mamaritra ny tanin’ny namanao.+
10 Aza akisaka ny marika mamaritra ny tanin’olona, izay napetraka taloha ela be,+Ary aza mitsofotsofoka ao amin’ny tanin’ny kamboty ray.