Levitikosy 18:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “‘Aza manao firaisana amin’ny vadin’ny rainao.+ Manala baraka ny rainao izany.* 1 Korintianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Misy fijangajangana,*+ hono, eo aminareo, ary fijangajangana* tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Henoko hoe misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny* vadin-drainy.+
5 Misy fijangajangana,*+ hono, eo aminareo, ary fijangajangana* tsy fahita na dia eo amin’ny hafa firenena aza. Henoko hoe misy lehilahy manao tokantranomaso amin’ny* vadin-drainy.+